Home in Worship session with Fahendrena | GOODNESS OF GOD (Malagasy)

Просмотров: 7, 228   |   Загружено: 3 год.
icon
Emmanuel Sidien
icon
109
icon
Скачать
iconПодробнее о видео
Home in Worship session with Fahendrena | GOODNESS OF GOD (Malagasy)

Lead vocals: Fahendrena Castelanis
Keys & backing tracks: Emmanuel Sidien

Camera
Stephanie Sidien
Graciela Etiennette

Directed & Produced by @Emmanuel Sidien @ Antananarivo, Madagascar

© APRIL 2022

We do not own any right on original song. All rights reserved to legal owners.

LYRICS
Goodness of God (Malagasy)

Tiako Ianao Tompo o
Tsy mba mahafoy ahy ny famindram ponao
Ny tananao mihazona ny fiainako
Ny maraina vao mifoha aho
Mandra patoriko
JESOSY o hiraiko ny hatsaranao

Nahatoky Ianao teo amin ny fiainako
Nasehonao ahy fa tsara loatra Ianao
Isaky ny miaina aho
JESOSY o hiraiko ny hatsaranao

Tiako ny feonao mitondra ahy mamaky ny afo
Na ny Alina aza akaiky ahy indrindra Ianao
Fantatro fa Ianao no Raiko sy Sakaizako

Mihazakazaka manotrona ahy
Ny hatsaranao Tompo o
Ny androm piainako indro ahafoiko Anao
Hanjakao manontolo
JESOSY o hiraiko ny hatsaranao

#homeinworship
#mauritius
#madagascar

Похожие видео

Добавлено: 56 год.
Добавил:
  © 2019-2021
  Home in Worship session with Fahendrena | GOODNESS OF GOD (Malagasy) - RusLar.Me