FA TSARA IANAO (Tu es bon) | Vetso

Просмотров: 10, 531   |   Загружено: 7 мес.
icon
Emmanuel Sidien
icon
141
icon
Скачать
iconПодробнее о видео
FA TSARA IANAO | TU ES BON
Lead & Backing vocals
Vetsosahaza Busviah (Madagascar)
Drums
Joel SIDIEN
Guitar solo
Renato TAIMES (Brazil)
Keys, Guitars & Percussion
Emmanuel SIDIEN

Camera
Stephanie & Emmanuel SIDIEN

Directed, arranged and produced by Emmanuel Sidien @ Musinnovation Studio Mauritius

Song written by Mamy (Madagascar)
All rights reserved to legal owners.
September 2024


Lyrics
Inona tokoa, no holazaiko
Que pourrais-je dire

Mandinikan'ny fahasoavanao
En Considérant ta grâce

Resy lahatra aho, ny fitiavanao
Je suis convaincue de ton amour Même si

Na mbola matory aza aho indraindray
parfois je suis entrain de dormir

Dia Ianao manantona ahy
Tu viens à moi.

Manome fitahiana ny fiainako
Offrant une bénédiction à ma vie

Tsy hifandahatra aho
Je ne discuterai pas

Na koa, hiady hevitra
ni argumenterai

Ka tsy hanaiky izay efa voalahatrao
Pour refuser ce que tu as prévu

Fa fantatro tokoa, f'Ianao
Car je sais que c’’est toi

Noho nahatoy izao ahy
Qui m’ a fait de ce que je suis

Dia mihaiky tokoa aho, fa tsara Ianao
Et Je crois vraiment que tu es bon

Izao rehetra izao, dia mahagaga ahy
L'univers est incroyable pour moi

Ny asa lehibe ny tananao
La grande oeuvre de ta main

Ka ny lanitra, ny fonenanao
Le ciel est ta demeure

Andrasako, ilay andro iray
j'attends ce jour où

Haka ahy tokoa Ianao
Tu vas sûrement me prendre

Ho zanakin'ny Andriamanitro aho
Et je serai l’enfant de mon Dieu

Похожие видео

Добавлено: 55 год.
Добавил:
  © 2019-2021
  FA TSARA IANAO (Tu es bon) | Vetso - RusLar.Me